
Mivondrona ho amin’ny fanovana eto Madagasikara ny sehatry ny fahasalamana sy ny fiarovana
Antananarivo, Madagasikara – Hisy fivoriana hatao any Antananarivo amin'ny faran'ity volana ity izay hampivondrona ireo mpanao politika, mpamatsy vola ary ireo ONG mba hampiroboroboana ny fampiasana bebe kokoa ny fomba fiasa mitambatra eo amin'ny Fahasalaman'ny Mponina sy ny Tontolo Iainana (PHE) eto Madagasikara.