Mipetraka any Arubara, Regency Ende, Indonezia i Baiq Asmini ary mpanangona angona horita hatramin'ny taona 2019. Miara-miasa amin'ireo mpanjono horita any Arubara izy mba handraketana ny hazany, mba hahafahan'izy ireo manomboka mahafantatra bebe kokoa momba ny jono orita.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mandeha nomerika: fanangonana angon-drakitra momba ny jono horita amin'ny alàlan'ny fanaraha-maso finday