
Ranomasina marary, trondro maty ary mpanjono tsy an'asa
Ny Radio Catalunya dia mitatitra avy amin'ny fihaonamben'ny ONU any Lisbonne. Miantso ireo mpitondra sy governemanta manatrika ny UNOC ireo mpanjono maneran-tany mba hampitsahatra ny fandotoana ny ranomasina