The Times: Ilaina ny vola ho an'ny faritra arovana an-dranomasina
Dr Alasdair Harris, mpanorina sy talen'ny mpanatanteraka Blue Ventures, dia nanatevin-daharana ny antso maneran-tany avy amin'ireo ONG an-dranomasina 19 navoaka tao amin'ny The Times mba hanamarihana ny Andron'ny Ranomasina Maneran-tany 2015.