Nanatevin-daharana ny antso iraisam-pirenena avy amin'ireo ONG an-dranomasina lehibe miisa 19 navoaka tao amin'ny The Times (ao ambadiky ny paywall) ho fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Ranomasimbe 2015 i Dr. Alasdair Harris, mpanorina sady tale mpanatanteraka ny Blue Ventures.






