Aseho ao amin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe "Ny tandindonin-doza ho an'ny antsantsa eto Madagasikara" ao amin'ny Aljazeera ny asan'ny Blue Ventures.
Tsy ny fahaveloman'ny karazana antsantsa ihany no atahorana ho lany tamingana noho ny fanjonoana tafahoatra, fa ny fahaveloman'ireo vondrom-piarahamonina mpanjono mahantra eto Madagasikara koa, hoy ny tatitry Hannah McNeish ho an'ny Aljazeera.





