Nasehon'ny The Guardian ny feo sy ny antson'ireo solontenan'ny mpanjono sy ny fiarahamonim-pirenena izay notohananay mba hanatrika sy hiteny tao amin'ny Fihaonamben'ny Firenena Mikambana momba ny Ranomasimbe (UNOC) tao Lisbonne.
Ireo solontena avy amin'ny firenena an-dalam-pandrosoana amin'ny fihaonamben'ny Firenena Mikambana dia mikatsaka ny fankasitrahana ny anjara andraikitry ny jono kely amin'ny fiarovana ny ranomasina sy ny ady amin'ny hanoanana.
Vakio ao amin'ny The Guardian ny tantara feno.





