
Fandrandrana harato fiarovana ara-bola ho an'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka any Azia Atsimo Atsinanana
I Elsi, renim-pianakaviana any Torosiaje, Indonezia, dia nanantena foana fa tsy hiatrika olana maika mihitsy ny fianakaviany. Ny asan'ny vadiny amin'ny fanjonoana no tena imasoany.



























