
Scuba Diving: Miasa amin'ny fiarovana ny haran-dranomasina eto Madagasikara ny Blue Ventures
Ny gazetiboky Scuba Diving dia namoaka lahatsoratra momba ny fomba ahafahanao "miroboka amin'ny fiarovana ny zavamananaina an-dranomasina" miaraka amin'ny Expeditions Conservation Marine.