Nohadihadian'ny gazety espaniola EL PAÍS momba ny tombony azo amin'ny fakana aina amin'ny fianarana mba hampivelarana fahaiza-manao samihafa sy hisaintsainana ny tanjakao i Richard Nimmo , Tale Jeneralin'ny Blue Ventures , izay sady Filohan'ny vondrona Year Out ihany koa.
Vakio ny lahatsoratra espaniola feno: El año sabático que multiplicará tus opciones de empleo
Fantaro bebe kokoa momba ireo safidy asa an-tsitrapo miaraka amin'ny Blue Ventures





