Noho ny fihenan'ny jono eo an-toerana, ny fitomboan'ny toetr'andro ratsy sy ny fahantrana, ary koa ny fahafahana mahazo vola amin'ny fivarotana vombom-antsantsa sy kôkômbra amin'ny tsena sinoa, dia mihamaro hatrany ny mpanjono any atsimo andrefan'i Madagasikara mandao ny tranony ary mifindra monina lavitra kokoa any amin'ny toerana mbola ahitany toeram-panjonoana mamokatra.
Jereo ny tantara feno mahavariana momba ny sary nataon'i Dr Garth Cripps navoaka tao amin'ny Al Jazeera: Lalina: Sary: Madagasikara: Momba ny fihazana antsantsa





