Abigail Leadbeater sy Charlie Gough avy amin'ny ekipa Blue Ventures Monitoring and Evaluation vao haingana no nitsidika ireo mpiara-miombon'antoka vaovao eto Sulawesi mba hanohana azy ireo amin'ny fampiharana ny fanaraha-maso ny jono horita.
Vakio ny lahatsoratra feno: Data voalohany: fanaraha-maso ny jono horita any Indonezia