
Ho an'ny fiantraikany maharitra sy manerantany, ny famatsiam-bola momba ny toetrandro dia tsy maintsy tonga any amin'ireo vondrom-piarahamonina eo aloha
An'arivony tapitrisa no ampanantenaina hanao hetsika momba ny toetrandro isan-taona, saingy latsaky ny 1% amin'izany no tonga any amin'ny Vazimba teratany sy ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana izay miaro ny ankamaroan'ny mponina.




























