Mpikambana dimy avy ao amin'ny vondrom-piarahamonina Vezo avy ao Andavadoaka no niray tsikombakomba hanangana ekipa mpanara-maso ny tontolo iainana antsitrika voalohany ao amin'ny faritry ny ranomasina Velondriake eo an-toerana.
Vakio ny lahatsoratra feno: Siansa sy fomban-drazana: fifanakalozam-pahalalana hitondrana ny fiarovana ny ranomasina ao Velondriake