Tamin'ny volana oktobra 2020, ny fikambanana mpiara-miasa amin'ny Blue Ventures JARI dia niara-niasa tamin'ireo vondrom-piarahamonina tao amin'ny tanànan'i Poto Tano mba hankalaza ny Andro maneran-tany horita.
Vakio ny lahatsoratra feno: Pekan Gurita: Mankalaza ny herinandro horita any Sumbawa Andrefana