Tsy maintsy nijanona nianatra i Mindy Cruz fony izy 12 taona, ka nanasarotra azy ny hahita asa mahafa-po, saingy ankehitriny izy no Filohan'ny Belioness – vondron'ny vehivavy Belizeana izay manao firavaka amin'ny vombony lionfish manafika.
Vakio ny lahatsoratra feno: Belioness: manome hery ny vehivavy sy manampy ny vatohara, trondro liona iray isaky ny mandeha