Tamin'ny volana oktobra lasa teo dia nanohana an'i Dahari mpiara-miombon'antoka taminay izahay tamin'ny nananganany iraka vaovao: ny fametrahana ny jono maharitra sy ny fitantanana ny harena an-dranomasina ao amin'ny nosy Anjouan.
Vakio ny lahatsoratra feno: Manorina hoavy tsara ho an'ny fanjonoana any Comores





