Lalao Aigrette, Lefitry ny Programan’ny Ala Manga Nasionaly, dia mitantara ny folo taona nijoroany tamin’ireo vondrom-piarahamonina niaro ny honko eto Madagasikara.
Vakio ny lahatsoratra feno: Folo taona nivezivezena tao anaty fotaka niaraka tamin'ny BV





