Nitsidika toerana vaovao efatra tao amin'ny Nosy Barren LMMA ny ekipan'ny jono Blue Ventures vao haingana mba hanolotra ny vokatry ny fandaharan'asa fanaraha-maso ny trondro vombony amin'ireo vondrom-piarahamonina mpanjono.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fampisehoana angon-drakitra momba ny jono ao amin'ny Nosy Barren: fitsidihana fiaraha-miasa amin'ny vondrom-piarahamonina





