Ny mpandrindra nasionalin’ny tambajotra MIHARI, Vatosoa Rakotondrazafy, dia feo mpisava lalana ho an’ny zon’ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny jono anjakan’ny lehilahy eto Madagasikara.
Vakio ny lahatsoratra feno: Vehivavy iray ao amin'ny tontolon'ny lehilahy: ny fomba andrenesan'ny mpandrindra ny tambajotra MIHARI ny feon'ny vehivavy





