K4Health: Fitiavana manana tanjona
Ity tantara an-tsary avy amin'ny Tetikasa Fahalalana ho an'ny Fahasalamana ity dia mampiseho atrikasa naharitra telo andro teto Madagasikara izay nahafahan'ireo mpikambana ao amin'ny Madagascar PHE Network nanana fahafahana hianatra fahaiza-manao vaovao sy hizara ny tantarany.