Ho an'ireo vondrom-piarahamonina mpanjono madinika monina any amin'ny faritra lavitra eto Madagasikara, ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra dia sakana mahazatra amin'ny fitantanana ny haren-dranomasina voajanahary.
Vakio ny lahatsoratra feno: Fitaovana iray ho an'ny fiovana: mianatra mamaky teny sy manoratra ao amin'ny Hoalan'i Mahajamba





