Nankalaza ny faha-15 taonany ny Blue Ventures tamin'ity taona ity. Nandritra izany fotoana izany dia nitombo avy amin'ny mpahay siansa vitsivitsy miasa miaraka amin'ny vondrom-piarahamonina amorontsiraka iray eto Madagasikara isika, ho ekipa miroborobo miasa manerana ny firenena sivy ary misy fiantraikany amin'ny fiainan'ny olona an'hetsiny.
Tohizo ny famakiana ireo fotoana 15 lehibe indrindra amin'ny diantsika hanorina indray ny jono tropikaly miaraka amin'ireo vondrom-piarahamonina amorontsiraka.
Blue Ventures: 15 taona
https://vimeo.com/289853579





