Teraka sy nobeazina tao Wollongong, Aostralia, Tristan dia iray amin'ireo talen'ny fikarohana any Fiji ho an'ny fikambanana tsy miankina amin'ny fiarovana an-dranomasina, Blue Ventures.
Niteraka fahalianana tamin'ny bibidia sy ny tontolo voajanahary ny fiainan'i Tristan nihalehibe tany ambanivohitra.





