Any Watamu, Kenya, fikambanana iray miaro ny tontolo iainana an-dranomasina, ny Local Ocean Conservation (LOC) dia miara-miasa amin'ireo mpanjono eo an-toerana mba hamonjy sy hiarovana ny karazana sokatra any Kenya, anisan'izany ny sokatra maitso, ny sokatra hawksbill ary ny sokatra olive ridley.
Ho fanohanana ny iraka ataon'izy ireo, dia noraisina tsara tao amin'ny Programa Fitarihana ho an'ny Fiarovana ny Ranomasina Afrikana ny roa amin'ireo mpikambana mazoto ao amin'ny ekipa LOC , izay notohanan'ireo manam-pahaizana manokana momba ny fitarihana ny fiarovana ny tontolo iainana Afrikana toa an'i Maliasili sy Blue Ventures.
Fantaro bebe kokoa momba ny iraka ampanaovina ny LOC sy ny fandraisany anjara amin'ny fandaharan'asa fitarihana ato amin'ity lahatsoratra avy amin'ny The Star, Kenya ity.
Fantaro bebe kokoa momba ny Programa Fitarihana momba ny Fiarovana ny Ranomasina Afrikana





