“Rehefa manatevin-daharana ny fikajiana an-dranomasina miaraka amin'ny Blue Ventures ianao handalina ny haran-dranomasina any amin'ny morontsiraka andrefan'i Madagasikara, dia hankafy ny sasany amin'ireo fitsirihana tsara indrindra any amin'ny faritra andrefan'ny Ranomasimbe Indianina ianao.
Hianatra hamantatra ny karazana haran-dranomasina sy trondro ianao, marina, ao amin'ny lagoon amin'ny Grand R





