Miresaka momba ny fomba itarihan'ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana ny fiarovana ny ala honko eto Madagasikara i Brian Jones, mpandrindra ny fiarovana ny vondrom-piarahamonina , ato amin'ity lahatsoratra nasongadina tao amin'ny bilaogy Ocean Views an'ny National Geographic ity.





