Namoaka tantara vaovao mitondra ny lohateny hoe Explore Photo Story ny Blue Ventures , misy lahatsoratra nosoratan'i Ben Honey, ary sary avy amin'i Ben Honey, Louise Jasper, Anne Guillaume ary Adrian Levrel.
Isan’andro, ao amin’ny fokontany lavitra morontsiraka Antanimanimbo dia manjono foza eny amin’ny ala honko. Ny fitokanan’izy ireo anefa dia midika fa sahirana amin’ny fanaratoana irery ny fivelomany.
Fantaro ny tantara ao ambadiky ny fidiram-bolan'ny vondrom-piarahamonina Fiompiana ahidrano.





