Mitahiry vokatra tsy hazo avy amin'ny ala honko mba hanomezana ny filana isan'andro i Suheri, fantatra amin'ny anarana hoe Bang Heri, dia mpanjono izay miasa amin'ny maha mpihaza sy mpanangom-tantely bibidia ihany koa. Mipetraka ao amin'ny tanànan'i Batu Ampar ao amin'ny Kubu Raya izy […]
Vakio ny lahatsoratra feno: Suheri - mpihaza, mpanangom-bokatra ary mpanjono.





