Mivondrona ho amin’ny fanovana eto Madagasikara ny sehatry ny fahasalamana sy ny fiarovana
Antananarivo, Madagascar – Fivoriana iray eto Antananarivo amin’ny faran’ity volana ity no hivondronan’ireo mpanao politika, mpamatsy vola ary ireo ONG, mba hamporisihana ny fandraisana mivelatra kokoa amin’ny fiaraha-miasa amin’ny Population-Health-Environment (PHE) eto Madagasikara.