Fikarohana vaovao: Mamirapiratra amin'ny hoavin'ny haran-dranomasina ny toerana mamiratra
Ao amin'ny iray amin'ireo fanadihadiana lehibe indrindra maneran-tany, nanao fanadihadiana momba ny haran-dranomasina maherin'ny 6,000 tany amin'ny firenena 46 maneran-tany ny mpikaroka, anisan'izany ny fanadihadiana nataon'ny Blue Ventures eto Madagasikara.