
Gazetibokin'ny mpamboly trondro: Mamelona fianakaviana ny toeram-pambolena vondrom-piarahamonina
Aseho ao amin'ny gazetiboky Fish Farmer Magazine tamin'ny Martsa 2015 ny Blue Ventures ao anatin'ny lahatsoratra iray mikaroka ny fiantraikan'ny fandaharan'asa fiompiana anaty rano ifotony ataonay.