Mitrandraka ny ranomasina miaraka amin'ny Mission Blue
London, UK – Faly izahay miara-miombon'antoka amin'ny Mission Blue – fiaraha-miombon'antoka maneran-tany miompana amin'ny fikarohana sy fikarakarana ny ranomasimbentsika – mba handray anjara amin'ny sarin'ny Google Earth Explore the Ocean.