Bilaogy: Mamporisika ny fiaraha-monina: lesona azo avy amin'ny Nosy Barren
Tamin'ny taona 2018, nanangana ny fanakatonana ny jono horita vonjimaika voalohany ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny Nosy Barren. Ankehitriny izy ireo no mitarika ny ezaka fitantanana ny jono any an-toerana.