
Fiderana maneran-tany ho an'ny fikambanana mpiaro ny tontolo iainana manoloana ny filana tsy mety amin'ny fandrindrana ny fianakaviana
Addis Abeba, Etiopia – Nahazo fankatoavana avo lenta tamin’ny fihaonambe iraisam-pirenena momba ny fandrindram-pianakaviana (Population-Health-environment) (PHE) ny Blue Ventures.