
Nahazo fankatoavana avy amin'ny mpanjaka ny Blue Ventures tamin'ny lanonana fanokanana ny Tusk Conservation Awards
Londres, Royaume-Uni – Nahazo ny fankatoavan'ny mpanjaka ny asan'ny Blue Ventures eto Madagasikara omaly alina nandritra ny lanonana voalohany tamin'ny Tusk Conservation Awards, izay natao tao amin'ny Royal Society any Londres ary natrehin'ny Duke sy Duchess of Cambridge.
