Emilie Filou nanoratra hoe “29% ny tahan’ny fampiasana fanabeazana aizana eto Madagasikara. Fa ao Velondriake, faritra lavitra any atsimo andrefan'ny firenena, dia 55%. Ny 10%-n'ny vondrom-piarahamonina ihany no nampiasa fanabeazana aizana tamin'ny taona 2007 rehefa nanangana ny Safidy ny fikambanana mpiaro ny ranomasina Blue Ventures, ny fandaharan'asa fandrindram-pianakaviana. Ahoana àry no nanaovany izany?”