Manana fomba fijery tsara momba ny fiainana i Stephan Maheny Denis, ka tsy ho fantatrao mihitsy ny zava-tsarotra natrehiny sy ny fianakaviany. Ny tantarany dia maneho tanteraka ny hetahetan’ny tanora maro amin’ny faritra Velondriake, manoloana ny hetahetan’ny fahalalana.
Vakio ny lahatsoratra feno: Mahatsapa ny tanjany: manam-pahaizana amin'ny mombamomba azy - Stephan