
BBC: Ao ambadiky ny andrana 'zaridaina horita' eto Madagasikara
Namorona ity horonantsary fohy ity ny BBC momba ny fepetra voalohany amin'ny fitantanana ny jono notarihan'ny Blue Ventures any atsimo andrefan'i Madagasikara sy ny fomba nanentanany azy ireo.