Niresaka tamin'ny mponina sy ny mpiasan'ny Blue Ventures momba ny fankalazana ny Krismasy ao Andavadoaka ny mpahay siansa Catherine Pigeon sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo eto Madagasikara.
Vakio ny lahatsoratra feno: Krismasy any Andavadoaka: Fifantohana amin’ny zava-dehibe





