Ny mpitsabo an-tsitrapo Emily Clark dia nitsidika an'i Andavadoaka niaraka tamin'ny Dr Alison Leaf mba hampiofana ny mpiasan'ny fahasalamam-bahoaka amin'ny fikarakarana zaza vao teraka.
Vakio ny lahatsoratra feno: Manampy ny zazakely hiaina: mampihena ny fahafatesan'ny zaza vao teraka ao Velondriake





