Ao amin'ny laharana fahavalo amin'ny bilaogy Upside an'ny Cartier Philanthropy , dia asongadin'izy ireo ny fomba iatrehantsika ny tafio-drivotry ny valan'aretina COVID-19 amin'ny alàlan'ny fomba fiasa feno amin'ny fanapariahana ny fivelomana, ny fikarakarana ara-pahasalamana ary ny fiarovana ny ranomasina. Ny bilaogy dia mamaritra fomba dimy iasantsika hiatrehana ny krizy mba hanamafisana ny faharetan'ireo vondrom-piarahamonina iarahantsika miasa.
"Ny Blue Ventures dia tsy fikambanana manamaivana ny krizy, fa afaka miantehitra amin'ny fisiana eo an-toerana efa ela sy matanjaka izay mametraka hatrany ny fitarihana sy ny filan'ny vondrom-piarahamonina ho loha laharana."
Vakio ny lahatsoratra bilaogy feno
Tohano ny fiatrehantsika ny COVID-19
Sary: Louise Jasper





