Mongabay: Manome fanantenana ny porofo fa miroborobo ny trondro amin'ny faritra an-dranomasina tantanin'ny vondrom-piarahamonina
Ny fikarohana farany nataonay, izay mampiseho fa ny fiarovana an-dranomasina tarihin'ny vondrom-piarahamonina dia mitondra trondro bebe kokoa any an-dranomasina, nasehon'i Mongabay.