
Miitatra 227,300 hektara ny rano tantanin'ny vondrom-piarahamonina eto Madagasikara
Nahazo ny zony hitantana ny morontsiraka andrefan'i Madagasikara ireo vondrom-piarahamonina mpanjono ao Belo sur Mer taorian'ny taona maro nikarakarana sy niaroana, nanamarika




























