
Manomboka mitantana ny jono horita ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny tanànan'i Darawa
Tamin'ny 5 Jolay 2018, nanao lanonana tao amin'ny tora-pasika One Mbiha ny tanànan'i Darawa ao Wakatobi hanambara ny fitantanana ny toerana fanjonoana horita mirefy 50 ha.






















