Bilaogy: Vehivavy iray eo amin'ny tontolon'ny lehilahy: ahoana no handrenesan'ny mpandrindra ny tambajotra MIHARI ny feon'ny vehivavy
Ny mpandrindra nasionalin’ny tambajotra MIHARI, Vatosoa Rakotondrazafy, dia feo mpisava lalana ho an’ny zon’ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny jono anjakan’ny lehilahy eto Madagasikara.