
Laharana fahatelo maneran-tany i Madagasikara amin'ny fandraisan'anjaran'ny Fikambanan'ny Fangaraharana momba ny jono (FiTI).
Faly izahay mahita an’i Madagasikara nahavita dingana iray hafa amin’ny mangarahara amin’ny jono amin’ny alalan’ny fanekena ho firenena kandida amin’ny fangaraharana momba ny jono (FiTI).