
Thomson Reuters Foundation: Miaina miaraka amin'ny ranomasina
Ny Fondation Thomson Reuters dia namokatra horonantsary momba ny Faritry ny ranomasina Velondriake eo an-toerana taorian'ny fitsidihany tany atsimo andrefan'i Madagasikara tamin'ny taona 2018.




















