Nisokatra indray ny tahiry vonjimaika voalohany tantanin'ny vondrom-piarahamonina ho an'ny horita ao Mozambika
Blue Ventures dia faly nandray anjara tamin'ny fiaraha-miasa amin'ny Our Sea Our Life any Mozambika, miara-miasa amin'ny ZSL, AMA (Associação do Meio Ambiente), Bioclimate, CORDIO ary mpiara-miasa hafa.