Mama Hamisi: aingam-panahy ho an'ny vehivavy ao amin'ny fanjonoana madinika ao Kenya
Mpivarotra mofomamy i Mama Hamisi ankehitriny dia mpitsimpona orita, mpamboly ahi-maitso, mpiambina ny faritra fanakatonana ary mpitantana ny vondrom-piarahamonina ao Kibuyuni.